Entry |
rajako
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [1.1]
|
Explanations in English | See Jako [1.2]
|
| A monkey (African) [1.7]
|
Explanations in French | Singe [1.54]
|
| Singe (africain) [1.8]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Article |
|
Entry |
rajako
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
|
Explanations in French | Propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
|
Scientific name | Propithecus diadema |
Vocabulary |
Tables and plates |
|
|