Entry | takoditra (hoditra) | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Tubercule qu'on fait cuire avec la peau [1.3] | |||||||||||||||
(de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. [1.196] | ||||||||||||||||
Vocabulary | Economy: food | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2023/09/14 |