| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : bila
|
|
|
| Ohabolana 1 | Bila fandeha mananatra ny mahitsy famindra : mahay milaza soa ho an' ny olona, fa tsy mahay ho an-tena. [2.558 #900]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Gaga ny vohitra fa ny bila no miavona. [2.558 #1222]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Hazo bila ka zara raha hidim-pahitra. [2.558 #1294]
|
|
|
| Ohabolana 4 | Ho any an' ala ka no mivongika hazo bila. [2.558 #1354]
|
|
|
| Ohabolana 5 | Manoha-mihantsika, tsy manoha-mihantsika, toa hazo bila. [2.558 #2125]
|
|
|
| Ohabolana 6 | Tsy misy hazo natao tsy ho boboka, na mahitsy izy na bila. [2.558 #4710]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|