| Fizahan-teny | 
 | 
  | 
|   | 
Ohabolana misy ny teny hoe : mahatsindry
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 1 | Boka manankarena, ka ny hafaliana tsy mahatsindry ny alahelo.  [2.415 #1954, 2.653 #780]
 Boka manankarena, ka ny harena tsy mahaleo ny alahelo.  [2.558 #911]
 | 
| Dikanteny frantsay | Le lépreux peut devenir riche, mais aucune joie ne saura tempérer sa tristesse.  [2.415 #1954]
 | 
| Fanazavana frantsay | Il ne peut y avoir de joie pour le lépreux.  [2.415 #1954]
 | 
 | 
  | 
| Ohabolana 2 | Ny fo rano mafana, ka izay tsy mahatsindry azy no mainy.  [2.558 #3012]
 | 
 | 
  | 
| Fizahan-teny | 
 | 
  |