| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ombilahy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ombalahy tanimanga, ka ny tompony ihany no mitrena.  [2.165 #809, 2.415 #821]
 Ombalahy tanimanga, ka ny tompony no mitrena ho azy. [1.1] Ombilahy tanimanga: ny tompony ihany no mitrena. [2.653]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza irony olona tsy mba mahavita zavatra raha tsy tambinana na soloana tena. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Lorsque les enfants en s'amusant font combattre des taureaux d'argile, c' est le maître de chaque taureau qui mugit à sa place.  [2.415 #821]
 Un bœuf en argile (comme en font les enfants pour s' amuser): c' est son propriétaire seul qui mugit. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des protecteurs qui doivent parler et agir pour leurs protégés. [2.415 #821]
 Se dit des "béni oui-oui". [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |