| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : savihina
|
|
|
| Ohabolana 1 | Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso. [1.1]
|
| Fanazavana malagasy | Miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy. [1.1]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny. [2.558 #4180]
Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny. [2.653 #3126, 2.415]
|
| Dikanteny frantsay | Un seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi. [2.415 #2826]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait de la solidarité. [2.415 #2826]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|