|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : toaka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Kamboty tia toaka: ny Kamboty tia toaka : tsy ny haren-dany ihany no very, fa ny tenany koa. [2.558 #1591] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Orphelin qui aime à boire du rhum : ses richesses sont épuisées et il n' y a personne pour le gourmander. [2.415 #1032] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des ivrognes et débauchés. [2.415 #1032] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Manjaka indray mahamasa-bary, toy ny leon' ny toaka mena. [2.558 #2117] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Manjaka telo minitra hoatry ny varivarin-toaka. [2.415 #5555]
Manjaka telo minitra, ohatra ny varivarin-toaka. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Régner pendant trois minutes comme celui qui est rendu joyeux par le rhum. [2.415 #5555] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de l' ivresse, et des joies de peu de durée. [2.415 #5555] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleo anao. [2.653 #3361]
Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am-bavanao no | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|