|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 adina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2] 5 a question, an examination [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 question, examen [1.3, 1.8, 1.5] 7 information [1.5] |
| Ohatra |
8 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 25adinadina |
| Mpanahaka | 26 faka, 27 fakafaka, 28 fotopototra, 29 hadihady, 30 karoka, 31 karokaroka, 32 savasava, 33 sikotra, 34 taratara |
| Kamban-teny rehetra | 35laza adina |
| Teny iditra (2/4) | 36 adiña |
| Sokajin-teny | 37 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 39mady |
| Teny iditra (3/4) | 40 Adina |
| Sokajin-teny | 41 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
42 Adina [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 Adîn [2.996] |
| Ohatra |
44 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
| Voambolana | 45 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 46Toko sy andininy momba Adina |
| Lahatsoratra | 47Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (4/4) | 48 Adina
![]() |
| Sokajin-teny | 49 anarana |
| Voambolana | 50 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
| Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
| Fivaditsoratra | 56 adany, 57 adina, adiña, Adina, 58 anday, 59 andia, 60 daina, 61 DIANA, diana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|