|
|
|
|

Entry (1/2)1  anakandriana
Elementary words  2  anaka, 3  andriana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  antidahy [Betsileo] [1.78]
6  zanak' andriana [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in English  7  Petty princes among the various tribes [Provincial] [1.2]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Entry (2/2)9  Anakandriana
Elementary words  10  anaka, 11  andriana
Part of speech  12  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [anakanDRIana] [1.1#72]
14  zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [Anakandriana]
15  [ranakanDRIana] [1.1#814]
16  zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [Ranakandriana]
Explanations in English  17  Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana [1.2]
Explanations in French  18  [ranakanDRIana] [1.3#506]
19  êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins) [Ranakandriana]
20  [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy] [1.196]
Examples  21  Izany no atao hoe «Anakandriana|Ranakandriana na Anakandriana|Ranakandriana. [2.588]
22  tsindry ny ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [2.48]
23  Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy anakandriana sy Anakandriambe. [2.508#]
Vocabulary  24  Beliefs
Other spellings  25  ranakandriana

Anagrams  26 anakandriana, Anakandriana

Updated on 2025/10/12