|
|
|
|

Entry (1/3)1  ava
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa [Betsimisaraka]
Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
4  [1.78]
5  Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
Explanations in English  6  weeding [1.7]
Explanations in French  7  sarclage [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Entry (2/3)22  ava
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
Examples  25  fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba. [1.406#]
Derivatives 
Names :
All compound words  27  3 combinations of this word
Antonyms  28  era

Entry (3/3)29  Avà
Part of speech  30  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  31  Ivah [2.996]
Explanations in French  32  Ivva [2.996]
Vocabulary  33  Holy Scriptures
Biblical quotes  34  Chapters and verses mentioning Avà

Anagrams  35 Avà, ava

Updated on 2025/10/11