|
|
|
|

Teny iditra1  Kotokelimiadilaona
Singan-teny  2 Koto, 3 kely, 4 miady, 5 laona
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Antokon-kintana efatra somary andrefana kelin' ny vahindanitra, izay mamiratra tsara manaitra ny maso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Les pléiades [1.3]
Ohatra  9  Mahavona ny kofehin'ny ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [2.996]
10  Curiously enough, the Malagasy appear to have given names only to these two prominent clusters of stars. The Pleiades they call Kotokeli-miadi-laona"/> -- i.e. "Little boys fighting over the rice mortar"; while the three stars of Orion's belt they call Telo-no-ho-refy -- i.e. "Three make a fathom." [2.459]
11  Manao ireo kintana lehibe Izy, dia ny Bera sy ny Telonohorefy ary ny Ikotokelimiadilaona sy ireo kintana maro any atsimo, Izy no nahary ny Orsa, ny Telonohorefy, ny kotokelimiadilaona, ary ny lafin' ny lanitra atsimo. [2.996#]
Voambolana  12  Haikintana
Tsipelina hafa  13 ikotokelimiadilaona, ikotokelimiadilaona, kotokely miady laona, kotokely miady laona
Tovy hevitra  14 miadilaona
Mpanahaka  15  telonohorefy
Teny nalaina  16  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  Kotokelimiadilaona, 17 kotokely miady laona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02