Entry (1/4) | 1 lemaka |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Marin-tampona: Tany lemaka |
Explanations in French |
13 [1.3] plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) |
Examples |
14 [2.472] Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. 15 [2.587#] Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. |
Entry (2/4) | 16 lemaka |
Part of speech | 17 noun |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay 24 [1.13] velaran-tany mitovitovy tantana |
Explanations in English |
25 [1.7] flat land |
Explanations in French |
26 [1.3] terrain plat, plaine 27 [1.8] terrain plat 28 [1.13] plaine |
Examples |
29 [2.5] Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: |
Vocabulary |
30 Geography: (in general) |
Analogs | 31 tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha |
Entry (3/4) | 32 lemaka |
Part of speech | 33 noun |
All compound words | 34 16 words containing lemaka |
Explanations in Malagasy |
35 [1.13] velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka |
Explanations in French |
36 [1.13] plan |
Vocabulary |
37 Mathematics: geometry |
Entry (4/4) | 38 Lemaka |
Part of speech | 39 name (toponym) [Full list] |
Elementary words | 40 lemaka |
Vocabulary |
41 Geography: towns |
Anagrams | 42 alemak, lamake, lemaka, Lemaka, malake |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |