| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 maniry | 
| Fototeny | 2iry | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 [mañiry]
 mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [Tanala]
 [1.78] 5 Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 to wish for, to desire [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 désirer, convoiter [1.8] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Voambolana | 12 Ontam-po | 
| Mpanahaka | 13 mandritika, 14 mangetahetamitsiriritra, 15 mangirika, 16 mibidibidy, 17 miharana, 18 mikatsaka, 19 milelatanana, 20 milendalenda, 21 mirary, 22 mitady, 23 mitelindrora, 24 mitomany | 
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 13 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 27 maniry | 
| Fototeny | 28tsiry | 
| Sokajin-teny | 29 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
30 Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
31 to sprout, to grow [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
32 pousser, croître [1.8] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Voambolana | 37 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | 
| Kamban-teny rehetra | 38Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 40 maniry, 41 mariny, 42 miriña | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |