|
|
|
|

Teny iditra1  Micronychia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Micronychia acuminata  4 fantsidakana, 5 tsiaramiramy, 6 voretra
Micronychia danguyana  7 karakatafo
Micronychia macrophylla  8 betamba, 9 sefana
Micronychia madagascariensis  10 hazomafana
Micronychia perrieri  11 harata, 12 mabiboberavina, 13 manavidrado, 14 manavidredo, 15 manavidrevo, 16 sitake, 17 tsiokaomby, 18 voamay
Micronychia perrieri   19 tarata
Micronychia sp.  20 botiboty
Micronychia taratana  21 maharovolona
Micronychia taratana   22 tarata
Micronychia tsiramiramy  23 ditimena, 24 ditimenalahy, 25 hoditrovy, 26 tsiramiramimadindravina, 27 tsiramiramy
Micronychia tsiramiramy   28 tarata
Micronychia tsiramiramy var. oblongifolia  29 hoditrovy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03