|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voretra
Fototeny  2 retra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 dirty, untidy; clumsy [1.2, 1.7]
6 inactive [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 sale [1.3, 1.8]
8 malpropre; lourd, paresseux, indolent [1.3]
9 en désordre; débraillé [1.8]
Ohatra  10  Ary ny tena tsy rariny dia ny nanenjehana azy ho voretra, nefa ny toby nonenany tsy nisy afa-tsy paompy vitsivitsy. [1.369#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  17 benamboka, betsinamboka, kalaina, kisinina, mikondendy, mikondendina, mikorandendina, mikoretika, mikorontana, misafotaka, misafotofoto, misampotina, misaritaka, misavoritaka, misavorovoro, misomotaka, mitavona, safotetaka, tongovorery, tsy mahava-tena, vazina, vorery
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19  voretra
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 (de mamoretra : avoir des fruits en grappes serrées). Nom donné à plusieurs arbres dont les fruits présentent cette disposition. Surtout :
  • (Merina, Sihanaka) Micronychia taratana (Baker) Capuron Ined. et Micronychia tsiramiramy H.Perrier variété parviflora Capuron Ined. (Anacardiaceae)
  • (Betsimisaraka) Micronychia acuminata Randrian. (Anacardiaceae) ; Petits arbres à feuilles très odoriférantes quand on les froisse. On leur attribue des propriétés cordiales, excitantes. Les fruits bien que non toxiques, sont immangeables, du fait de leur très forte odeur de térébenthine.
[1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09