|
|
|
|

Teny iditra1  Nepenthes    
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  ny zava-maniry atao hoe nepenthes dia misy ravina miendri-tavoahangy. [1.357#]
Voambolana  4  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Nepenthes madagascariensis  5 amponga, 6 ampongandrano, 7 ampozandrano, 8 betakotra, 9 kapoaka, 10 kopoka, 11 oramitako, 12 ponga, 13 ravinkapoaka, 14 takotra
Nepenthes masoalensis  15 tsiveravera

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03