|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
4 Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa 5 Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a remnant, a residue
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 reste, restant
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 20 Sisa |
| Sokajin-teny | 21 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 Kish
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 Qish
[2.996] |
| Voambolana | 24 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 25 Toko sy andininy momba Sisa |
| Teny iditra (3/3) | 26 Sisà |
| Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 Shisha
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 Shisha
[2.996] |
| Voambolana | 30 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 31 Toko sy andininy momba Sisà |
| Fivaditsoratra | 32 sasy, Sisa, sisa, Sisà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|