|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
4 Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
5 Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a remnant, a residue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 reste, restant [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)20  Sisa
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22 Kish [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23 Qish [2.996]
Voambolana  24  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25 Toko sy andininy momba Sisa

Teny iditra (3/3)26  Sisà
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  28 Shisha [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  29 Shisha [2.996]
Voambolana  30  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  31 Toko sy andininy momba Sisà

Fivaditsoratra  32 sasy, Sisa, sisa, Sisà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27