|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  soa
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany
4 Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana?
5 Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa
6 Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 good, beautiful, excellent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 beau, bon, agréable; avantage, bien [1.3]
9 beau, bon, excellent [1.8]
Haiendriteny 
10  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 51 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)27  soa
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés.
30 Plus couramment appelé voasary. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33 aso, 34 osa, Osa, 35 sao, soa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26