|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tana- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tanana |
| Teny iditra (2/3) | 3 tana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tazona, fihina, geja amin' ny tanana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder:
7 Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 21 tana |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[taña]
23 tanalahy, tana: Mañano dian-tana
[Tanala]
[1.78] 24 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a chameleon
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 caméléon
[1.8] |
| Voambolana | 27 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Mpanahaka | 28 kamaitso, 29 kamarabe, 30 kamora, 31 soamarandrana |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 34 Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|