|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitana
Part of speech  2  noun
Root  3  ita
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano.
Explanations in English  9  [1.2] [Rel. s. from mita (ita).] A ford
10  [1.7] the act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford
Explanations in French  11  [1.8] action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué
12  [1.13] traversée
conductibilité
Analogs  13  fitsakana.
Proverbs  14  Proverbs containing the word fitana
Article  15  Randzavola: fitana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/4)16  fitana
Part of speech  17  noun or adjective
Root  18  tana
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao.
Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny.

Entry (3/4)20  fitana
Part of speech  21  noun
Root  22  tana
Explanations in English  23  [1.2] [Provincial] provincial for the hand [tanana, held.]

Entry (4/4)24  Fitana
Part of speech  25  name (toponym) [Full list]
Elementary words  26  fitana
Vocabulary  27  Geography: towns

Anagrams  28  atafin, fatany, FIANTA, Fitana, fitana, ifanta, itafan, nafita, natafy, natifa, nitafa, tafain, tafian, tafina

Updated on 2025/08/10