|
|
|
|

Entry (1/3)1  adika
Part of speech  2  passive verb
Root  3  dika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin' ny solaitrabe ireo
Avadika amin' ny fiteny hafa: Nadikan-dRabe tamin' ilay vazaha ny tenin' i dada
Ampandalovina eo ambony: Aza fady fa adikako anao ity lovia ity
Lazaina, taterina: Ka angaha tsy loza fa nadikany tamin' ny mpampiasa ilay teninao teto omaly iny
Heverina: Nadikany ho tsy fitiavana azy ny fanakianana ny nataony
Explanations in English  10  [1.2] used of that which is used to overstep something else, or translated from one language into another
11  [1.7] to be copied; to be translated
Explanations in French  12  [1.3, 1.8] qu'on copie ; qu'on traduit
13  [1.3] qu'on fait passer par dessus
14  [1.3] qu'on interprète, qu'on transcrit
Examples  15  [1.38] Telo na efatra ny teny hebreo nadika toy izany
16  [4.27] Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany?

Entry (2/3)17  adika
Part of speech  18  passive verb
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Taifasy] manetsa

Entry (3/3)20  adika
Part of speech  21  passive verb
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Betsileo] manadino

Anagrams  23  adika, akady, akida, daikà, daika, diaka

Updated on 2025/08/10