Entry | 1 adirima |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 ady, rima |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo |
Explanations in French |
5 [1.13] rime |
Examples |
6 [2.313#] Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. |
Vocabulary |
7 Linguistics 8 Poetry |
Anagrams | 9 adirima, ady mira, midaria |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |