|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 adrà |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tenim-piontanana enti-mandà amim-pifaliana na enti-maneso, manivaiva: Adrà! tsy vitako izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a word used to express contempt
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fi ! fi donc !
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14 adrao, aisy, aoe, editay, eisy, isitra |
| Teny iditra (2/2) | 15 ADRA
![]() |
| Sokajin-teny | 16 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 The Adventist Development and Relief Agency (ADRA) is a non-governmental, non-sectarian, humanitarian organization established by the Seventh-day Adventist Church for community development, and disaster relief and rehabilitation. ADRA Madagascar belongs to the worldwide ADRA network, with more than 120 supporting and implementing country offices.
[5.en.http://www.adra.mg/aboutus] |
| Voambolana | 18 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | adrà, 19 Arda, 20 dara, darà, 21 rada |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|