|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  adrao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazan-jaboady [Taifasy] [1.78]
4 kary [Taisaka] [1.78]
Voambolana  5  Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/3)6  adrao
Fototeny  7 adrà
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana adraina [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)9  adrào
Sokajin-teny  10  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  11 fi ! fi donc ! [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  13 adra, aisy, aoe, editay, eisy, isitra

Fivaditsoratra  adrào, adrao, 14 arado, 15 Aroda, 16 draoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27