|
|
|
|

Entry1  ady saritaka
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ady, saritaka
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] ady mikorontana, mifanjevo
Explanations in French  6  [1.5] combat dans la confusion
Examples  7  [2.472] Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy.
8  [2.643] Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany.

Updated on 2025/08/10