|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahitsy
Part of speech  2  passive verb
Root  3  hitsy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto
Explanations in French  9  [1.3#253] qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige
Examples  10  [2.245#71] Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany.

Entry (2/2)11  ahitsy
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.10#A.95] ahitra [Tanosy]
Explanations in French  14  [1.196] Équivalent de ahitra [Tanosy]
Vocabulary  15  Botany

Anagrams  16  ahitsy, atsihi, itsiha, sitahy, tsiahi, tsiahy

Updated on 2025/07/29