|
|
|
|

Teny iditra1  akorandriaka
Singan-teny  2 akora, 3 riaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 A sea-shell. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 coquillage de mer ou d'eau douce [1.3]
Ohatra  7  mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12