|
|
|
|

Entry1  aloatra
Part of speech  2  passive verb
Root  3  loatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany
Explanations in French  9  [1.3] ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite
Examples  10  [2.472] Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo.

Anagrams  11  alaotra, Alaotra, aloatra

Updated on 2025/08/10