|
|
|
|

Teny iditra1  amboahaolo
Singan-teny  2 amboa, 3 haolo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 amboa dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A dog run wild. [1.2]
7 a wild dog; a fox [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 espèce de renard [1.54]
9 chien sauvage; renard [1.8]
Ohatra  10  Hatolotra ho an' ny sabatra, ho rembin' ny amboahaolo. [2.996#]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Tsipelina hafa  12 amboa haolo
Lahatsoratra  13 Randzavola: amboahaolo ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02