| Entry | 1 amboamboa |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 amboa |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
6 [1.1] enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory |
| Explanations in French |
7 [1.3#27] [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie |
| Examples |
8 [2.606#] Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy. |
| Analogs | 9 alikalika |
| Updated on 2025/08/10 |
|