|
|
|
|

Entry1  ambody rova
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ambody, rova
Explanations in Malagasy  4  [1.1] toerana nitsarana ny ady izay tsy vita tany amin' ny sakaizambohitra sy ny fokonolona

Updated on 2025/07/29