|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambolokely |
| Singan-teny | 2 ambolo, 3 kely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-balala madinika
[1.1] 6 espèce de petite sauterelle [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 A small species of locust.
[1.2] |
| Voambolana | 8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Teny iditra (2/2) | 31 ambolokely |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
33 tapa-kazo kely na ahitra bebe tonony ataon'ny ankizy mianatra manenona ho famahanan-tenona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 A small reel made of straw used for twisting on; a reel or ball of cotton, etc.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|