|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsimbaivay |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mavany, sahy ratsy
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 tsimbaivay |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Karazam-balala maitsomaitso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a species of green grasshopper
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 une espèce de sauterelle verte
[3.1] |
| Voambolana | 9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|