|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsimbolavola |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-balala vasobaso-bolo (Catantops debilitalus)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a species of grasshopper
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 une espèce de sauterelle
[3.1] |
| Ohatra |
6 raha ny tsinombina no ho omby dia nofenoiko ny fahitray raha ny tsimbolavola no ho vola tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka [2.131] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|