|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kijeja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zana-balala vao foy ary manao dia be [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 young locusts still in the hopping stage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Petites sauterelles [2.415]
6 petites sauterelles qui ne volent pas encore [1.8]
Ohatra  7  ny valalavao, ny kijeja, no amidy ao an'tsena, ley maina. [2.48]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)32  kijeja
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 Enti-milaza koa ny zaza madinika maromaro tafaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 Se disait du grand nombre, surtout des enfants nombreux [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09