|
|
|
|

Entry1  andriambaventy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  andriana, vaventy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manam-boninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin' ny andro nanjakan-dRadama, ny vadintany fony tamin' Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambaventy)
Explanations in English  5  [1.2] [vaventy, large.] The judges.

Updated on 2025/07/29