|
|
|
|

Entry1  androany
Elementary words  2  andro, 3  any
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5  mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo [1.1]
Explanations in English  6  [andro any] The past part of the day. [1.2]
7  today (past tense) [1.7]
Explanations in French  8  aujourd'hui (temps passé) [1.8]
Vocabulary  9  Time
Analogs  10  anio

Anagrams  11 anandroy, 12 andriano, 13 androany, 14 aondrany, 15 ranaindo

Updated on 2025/10/11