Entry | 1 androngo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1] |
Explanations in English |
4 a species of lizard. [1.2] 5 a lizard [1.7] |
Explanations in French |
6 lézard gris [1.54] 7 lézard [1.8] |
Examples |
8 ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho.
[2.69]
|
Derivatives |
|
All compound words | 10 3 combinations of this word |
Vocabulary | 11 Zoology: reptiles, amphibians |
Analogs | 12 antsiantsy, matahotrandro, sitry |
Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
Illustrations |
|
Updated on 2025/10/08 |
![]() |