Entry (1/2) | 1 anivon' ny riaka |
Elementary words | 2 anivo, 3 riaka |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1] |
Explanations in English |
6 the whole island of Madagascar [1.2] |
Explanations in French |
7 au milieu des torrents ou de la mer Madagascar [1.3] |
Entry (2/2) | 8 Anivon' ny Riaka |
Elementary words | 9 anivo, 10 riaka |
Part of speech | 11 name (newspaper) |
Vocabulary | 12 Publishers, newspapers |
Anagrams | 13 Anivon' ny Riaka, anivon' ny riaka |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |