Entry | 1 antenimieram-pirenena |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 antenimiera, firenena |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna |
Explanations in French |
6 [1.5] assemblée nationale |
Vocabulary |
7 Politique |
Literary works |
8 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |