Entry | 1 arahaba sitran' ny teritery nanjò |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 arahaba, sitrana, teritery, manjò |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha narary ka sitrana soa aman-tsara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |