|
|
|
|

Entry1  arakaraka ny zaza maty ny lambamena
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  arakaraka, zaza, maty, lambamena
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao mifanentana amin' ny halehibe na hasarobidin' ny zavatra ny vola lanina amin' ny fikarakarana azy

Updated on 2024/12/07