|
|
|
|

Teny iditra1  aretina tsy mampandry fangady
Singan-teny  2 aretina, 3 tsy, 4 mampandry, 5 fangady
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche) [1.54]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11