|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aroa
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka] ary [1.78]
4 Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 yonder, at that place, but not seen. [1.2]
6 there very far away (not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Antesaka] là-bas [1.82]
8 là-bas, bien loin, pas visible [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tambinteny :
Mpanahaka  14  any, 15  ao, 16  ary, 17  aroa, 18  aty, 19  ato, 20  atsy, 21  eny, 22  eo, 23  ery, 24  eroa, 25  ety, 26  eto, 27  etsy
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 6 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 29  aroa
Sokajin-teny  30  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  31 [Betsimisaraka] roa [1.78]
Voambolana  32  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  33 aro, roay

Fivaditsoratra  34 aaro, aroa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04