|
|
|
|

Teny iditra 1  eto
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ici [1.3, 1.5]
5 dans l'endroit où on se trouve [1.3]
6 là [1.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tambinteny :
Mpanahaka  12  any, 13  ao, 14  ary, 15  aroa, 16  aty, 17  ato, 18  atsy, 19  eny, 20  eo, 21  ery, 22  eroa, 23  ety, 24  eto, 25  etsy
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  eto, 27 teo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04