|
|
|
|

Teny iditra1  etsy
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
4 Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 here close by (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132]
7 ici bien près, visible [1.8]
Ohatra  8  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
9  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
10  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tsipelina hafa  16 etsý, etsy
Tovy hevitra  17 etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Mpanahaka  18  any, 19  ao, 20  ary, 21  aroa, 22  aty, 23  ato, 24  atsy, 25  eny, 26  eo, 27  ery, 28  eroa, 29  ety, 30  eto, 31  etsy
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 6 amin' io teny io

Fivaditsoratra  etsy, 33 itse, 34 sety, 35 tesy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09