Entry (1/11) | 1 asa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 tsy fantatro, tsy mahalala aho [Tanala]
[1.78] 4 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1] |
Explanations in English |
5 don't know [1.2] 6 I don't know [1.7] |
Explanations in French |
7 je n'en sais rien [1.8] |
Examples |
8 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
9 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
All compound words | 10 4 combinations of this word |
Synonyms | 11 asane, asany |
Entry (2/11) | 12 asa |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina [1.1] |
Explanations in English |
15 tillage, labour, work [1.2] 16 working the soil; work in general [1.7] |
Explanations in French |
17 travail [1.8, 1.13] 18 culture du sol [1.8] 19 emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13] |
Derivatives |
|
All compound words | 33 99 combinations of this word |
Article | 34 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/11) | 35 asa |
Part of speech | 36 noun |
Explanations in Malagasy |
37 Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1] |
Explanations in English |
38 [1.2] |
Derivatives |
|
Entry (4/11) | 42 asa |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1] |
Explanations in English |
45 sharpening [1.7] |
Explanations in French |
46 affûtage [1.8] |
Derivatives |
|
Entry (5/11) | 49 asa |
Part of speech | 50 noun |
Explanations in Malagasy |
51 lalàna [Betsimisaraka]
[1.78] |
Entry (6/11) | 52 asa |
Part of speech | 53 adjective |
Explanations in Malagasy |
54 folo [Taimoro]
[1.78] |
Vocabulary | 55 Mathematics: arithmetic |
Entry (7/11) | 56 Asa |
Part of speech | 57 name (biblical book) |
Explanations in English |
58 Acts: one of the books of the Bible [3.1] |
Explanations in French |
59 Actes: un des livres de la Bible [3.1] |
Vocabulary | 60 Holy Scriptures |
Entry (8/11) | 61 ASA |
Part of speech | 62 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
63 jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1] |
Vocabulary | 64 Organizations |
Entry (9/11) | 65 ASA
![]() |
Part of speech | 66 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in English |
67 see American School of Antananarivo [3.1] |
Vocabulary | 68 Organizations |
Entry (10/11) | 69 ASA
![]() |
Part of speech | 70 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
71 voir Accueil des Sans-Abri [3.1] |
Vocabulary | 72 Organizations |
Entry (11/11) | 73 ASA
![]() |
Part of speech | 74 noun (acronym) [Full list] |
Explanations in French |
75 voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo [3.1] |
Vocabulary | 76 Organizations |
Anagrams | 77 Asa, asa, ASA, 78 saa |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |