Entry | 1 azom-panafana |
Elementary words | 2 azo, 3 fanafana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |