|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 añimbaratra |
| Singan-teny | 2 añina, 3 varatra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 anina avy avaratra; karazan-drivotra mitsoka amin' ny fararano, manambara fiavian' ny oram-be
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a breeze from the north
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 7 Haitoetrandro |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|